Matthew 19:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Petera Taminy: Indro, efa nahafoy ny zavatra rehetra izahay ka nanaraka Anao; koa ahoana ny ho aminay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly i Piera ka nanao taminy hoe: «Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra, ary nanaraka Anao, ka inona àry no ho azonay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Petera dia niteny tamin’i Jesoa hoe: –Indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra, ary dia izao miaraka aminao izao; ka inona àry no ho azonay?
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao; koa inona ary no ho azonay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Petera Taminy: Indro, efa nahafoy ny zavatra rehetra izahay ka nanaraka Anao; koa ahoana ny ho aminay?
malagasy
Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao; koa inona ary no ho azonay?