Matthew 19:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary maro koa izay farany no ho voalohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro amin’ireo voalohany no ho farany, ary maro amin’ireo farany no ho voalohany.
Malagasy Bible 1865
Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany.
malagasy
Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.