Matthew 19:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ireo Taminy: Nahoana ary i Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy (Deo 24.1)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ka nahoana i Môizy, hoy ireo taminy, no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ireo Farisianina tamin’i Jesoa: –Koa nahoana àry no nandidian’i Mosesy ny lehilahy hanome taratasy fisaraham-panambadiana ho an’ny vadiny rehefa hanary azy?
Malagasy Bible 1865
Hoy ireo taminy: Nahoana ary Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy? (Deo. 24. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ireo Taminy: Nahoana ary i Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy (Deo 24.1)?
malagasy
Hoy ireo taminy: Nahoana ary Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy? (Deo. 24. 1).