Matthew 19:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny hamafin’ny fonareo no namelan’i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin’ny voalohany dia tsy mba toy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy taminy: «Ny hamafin’ny fonareo no nanomezan’i Môizy alalana anareo hisao-bady; fa hatramin’ny voalohany dia tsy mba toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Noho ianareo mafy fo no namelan’i Mosesy anareo hanary vady, fa tsy toy izany hatrany am-piandohana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no namelan'i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin'ny voalohany dia tsy mba toy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny hamafin’ny fonareo no namelan’i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin’ny voalohany dia tsy mba toy izany.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no namelan'i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin'ny voalohany dia tsy mba toy izany.