Matthew 19:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia lazaiko aminareo, fa izay rehetra mandroaka ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka manambady hafa, dia mpijangajanga; ary izay mampakatra ny vehivavy voaroaka, dia mijangajanga koa»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no lazaiko aminareo: na iza na iza lehilahy manary vady, afa-tsy noho ny fifandraisana mamoafady, ka mampakatra vehivavy hafa, dia manitsakitsaka ny vadiny teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.
malagasy
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.