Matthew 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa lasa nandeha ireo dia indro, nisy anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tamin’ny nofy ka niteny hoe: Mifohaza ianao, ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Ejipta, koa mitoera any ambara-piteniko aminao; satria i Heroda dia mitady ny Zazakely hovonoiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony lasa ireo, indro nisy Anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tamin’ny nofy ka nanao hoe: «Mifohaza ianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, ary mandosira any Ejipta dia mitoera any, ambara-pilazako aminao indray; fa i Herôda efa hitady ny Zazakely hovonoiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nody ireo olon-kendry, dia nisehoan’ anjelin ’ny Tompo tamin’ny nofy i Jôsefa ka nilazany hoe: –Mifohaza ianao, ka ento mandositra any Ejipta ny zazakely sy ny reniny; ary mitoera any ambara-pilazako aminao indray. Fa efa hotadiavin’i Herôda ny zazakely mba hamonoany azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa lasa nandeha ireo, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin'ny nofy ka nanan hoe: Mifohaza ianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Egypta, ary mitoera any ambara-pilazako aminao; fa Heroda efa hitady ny Zazakely hovonoiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa lasa nandeha ireo dia indro, nisy anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tamin’ny nofy ka niteny hoe: Mifohaza ianao, ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mandosira any Ejipta, koa mitoera any ambara-piteniko aminao; satria i Heroda dia mitady ny Zazakely hovonoiny.
malagasy