Matthew 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin’i Heroda, mba hahatanteraka izay nampilazain’NY TOMPO ny mpaminany hoe: «Nantsoiko avy tany Ejipta ny zanako» (Hos 11.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia nitoetra tany izy ambara-pahafatin’i Herôda, mba ho tanteraka ny tenin’ny Tompo voalazan’ny mpaminany hoe: «Nantsoiko hiala tany Ejipta ny Zanako»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitoetra tany i Jôsefa telo mianaka ambara-pahafatin’i Herôda; koa tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: «Avy any Ejipta no niantsoako ny zanako!»
Malagasy Bible 1865
ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin'i Heroda, mba hahatanteraka izay nampilazain'i Jehovah ny mpaminany hoe: Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako (Hos. 11. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin’i Heroda, mba hahatanteraka izay nampilazain’NY TOMPO ny mpaminany hoe: «Nantsoiko avy tany Ejipta ny zanako» (Hos 11.1).
malagasy
ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin'i Heroda, mba hahatanteraka izay nampilazain'i Jehovah ny mpaminany hoe: Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako (Hos. 11. 1).