Matthew 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; nitomany ny zanany Rahely, ary tsy azo nampiononina izy satria lany ritra ireny.» (Jer 31.15)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nisy feo re tao Ramà, dia fitomaniana sy fidradradradràna mafy: i Rasela nitomany ny zanany, ka tsy azo nampiononina, fa tsy eo intsony ireny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Injay nisy fitomaniana sy dradradradra tsy anerany heno tao Ramà: I Rahely no nitomany ny zanany, ka tsy nety nampiononina satria tsy eo intsony ireny!»
Malagasy Bible 1865
Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, Ary tsy azo nampiononina izy, satria lany ritra ireny (Jer. 31. 15).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; nitomany ny zanany Rahely, ary tsy azo nampiononina izy satria lany ritra ireny.» (Jer 31.15)
malagasy
Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, Ary tsy azo nampiononina izy, satria lany ritra ireny (Jer. 31. 15).