Matthew 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa maty i Heroda dia indro, nisy anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tany Ejipta tamin’ny nofy ka niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa maty i Herôda, indro nisy Anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tany Ejipta tamin’ny nofy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty kosa i Herôda, dia nisehoan’ anjelin ’ny Tompo tamin’ny nofy i Jôsefa raha tany Ejipta ka nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa maty Heroda, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tany Egypta tamin'ny nofy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa maty i Heroda dia indro, nisy anjelin’ny Tompo niseho tamin’i Josefa tany Ejipta tamin’ny nofy ka niteny hoe:
malagasy
Ary rehefa maty Heroda, indro, nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tany Egypta tamin'ny nofy ka nanao hoe: