Matthew 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifohaza ianao, ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mankanesa any amin’ny tanin’ny Israely fa efa maty ireo izay nitady ny ain’ny Zazakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Mifohaza ianao, ento ny Zazakely sy ny reniny ka modia any amin’ny tanin’i Israely, fa efa maty izay nitady ny ain’ny Zazakely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mifohaza ianao, ka ento mody any amin’ny tanin’i Israely ny zazakely sy ny reniny, fa efa maty ireo nitady ny ain’ny zaza.
Malagasy Bible 1865
Mifohaza ianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mankanesa any amin'ny tanin'ny Isiraely; fa efa maty izay nitady ny ain'ny Zazakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifohaza ianao, ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mankanesa any amin’ny tanin’ny Israely fa efa maty ireo izay nitady ny ain’ny Zazakely.
malagasy
Mifohaza ianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny, dia mankanesa any amin'ny tanin'ny Isiraely; fa efa maty izay nitady ny ain'ny Zazakely.