Matthew 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, dia tonga tany amin’ny tanin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifoha izy, nitondra ny Zazakely sy ny reniny ka tonga tany amin’ny tanin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifoha i Jôsefa ka nitondra ny zazakely sy ny reniny niverina tany amin’ny tanin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, dia tonga tany amin'ny tanin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, dia tonga tany amin’ny tanin’ny Israely.
malagasy
Dia nifoha izy ka nitondra ny Zazakely sy ny reniny, dia tonga tany amin'ny tanin'ny Isiraely.