Matthew 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga tany izy ireo, dia nonina tao amin’ny tanàna atao hoe Nazareta mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hatao hoe Nazareana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin’ny tanàna atao hoe Nazareta, mba ho tanteraka ilay tenin’ny mpaminany hoe: «Fa hatao hoe Nazareanina izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony tonga tany izy telo mianaka, dia niorim-ponenana tao amin’ny tanàna atao hoe Nazareta; koa tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: «Hantsoina hoe Nazareanina Izy!»
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin'ny tanàna atao hoe Nazareta, mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hatao hoe Nazarena Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga tany izy ireo, dia nonina tao amin’ny tanàna atao hoe Nazareta mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hatao hoe Nazareana Izy.
malagasy
Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin'ny tanàna atao hoe Nazareta, mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hatao hoe Nazarena Izy.