Matthew 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony nandre izany i Heroda mpanjaka dia nangorohoro izy mbamin’i Jerosalema manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nahare izany i Herôda mpanjaka, dia taitra izy mbamin’i Jerosalema rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nandre izany i Herôda mpanjaka, dia nihorohoro izy mbamin’i Jerosalema iray vohitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandre izany Heroda mpanjaka, dia nangorohoro izy mbamin'i Jerosalema rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony nandre izany i Heroda mpanjaka dia nangorohoro izy mbamin’i Jerosalema manontolo.
malagasy
Ary nony nandre izany Heroda mpanjaka, dia nangorohoro izy mbamin'i Jerosalema rehetra.