Matthew 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namory ny lehiben’ny mpisorona rehetra sy ny mpanoradalàna tamin’ny vahoaka izy ka nanontany azy ireo hoe: Aiza moa no hahaterahan’i Kristy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka namory ny lohan’ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna tamin’ny vahoaka izy, ary nanontany azy hoe: «Aiza no hahaterahan’i Kristy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novorîny avokoa ny lohandoha-mpisorona sy ny mpahay lalàna teo amin’ny vahoakany, ka nanontaniany hoe: –Aiza moa no tokony hahaterahan’ny Mesia?
Malagasy Bible 1865
Dia namory ny lohan'ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna tamin'ny vahoaka izy ka nanontany ary hoe: Aiza mba no hahaterahan'i Kristy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namory ny lehiben’ny mpisorona rehetra sy ny mpanoradalàna* tamin’ny vahoaka izy ka nanontany azy ireo hoe: Aiza moa no hahaterahan’i Kristy*?
malagasy
Dia namory ny lohan'ny mpisorona rehetra sy ny mpanora-dalàna tamin'ny vahoaka izy ka nanontany ary hoe: Aiza mba no hahaterahan'i Kristy?