Matthew 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo taminy: Ao Betlehema any Jodia; fa izao no voasoratry ny mpaminany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ireo taminy: Ao Betlehema any Jodea, fa izao no voasoratry ny mpaminany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo taminy: –Ao Betlehema, tanàna any Jodea, fa izao no voalazan’ny Soratra Masina tamin’ny alalan’ny mpaminany:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo taminy: Ao Betlehema an'i Jodia; fa izao no voasoratry ny mpaminany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo taminy: Ao Betlehema any Jodia; fa izao no voasoratry ny mpaminany:
malagasy
Ary hoy ireo taminy: Ao Betlehema an'i Jodia; fa izao no voasoratry ny mpaminany: