Matthew 20:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa tonga ireo voalohany dia nanantena hahazo mihoatra izy; kanjo samy denaria iray avy ihany no azony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony nanatona kosa ny voalohany, dia nanantena hahazo bebe kokoa, kanjo denie iray misesy avy ihany koa no azony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga kosa ireo nilatsaka voalohany ary nanampo handray bebe kokoa, kanjo denàry anankiray avy ihany koa no voarainy.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa tonga ireo voalohany, dia nanantena hahazo mihoatra izy; kanjo samy denaria misesy avy ihany no azony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa tonga ireo voalohany dia nanantena hahazo mihoatra izy; kanjo samy denaria iray avy ihany no azony.
malagasy
Fa rehefa tonga ireo voalohany, dia nanantena hahazo mihoatra izy; kanjo samy denaria misesy avy ihany no azony.