Matthew 20:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa nahazo izany izy ireo dia nimonomonona tamin’ny tompon-trano ka niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo am-pandraisana izany izy dia nimonomonona tamin’ny tompon-trano
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo am-pandraisana izany, dia nimonomonona tamin’ny tompon’ilay tanimboaloboka ireto mpiasa ireto
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin'ny tompon-trano ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa nahazo izany izy ireo dia nimonomonona tamin’ny tompon-trano ka niteny hoe:
malagasy
Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin'ny tompon-trano ka nanao hoe: