Matthew 20:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hafanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: Tsy niasa afa-tsy adim-pamantaranandro iray monja ireto farany ireto, kanefa nampitovinao aminay izay niaritra ny hasasarana sy ny hainandro nandritra ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: «Ireo nilatsaka farany ireo dia ora iray monja no niasany, kanefa nampitovînao karama aminay nisasatra nandritra ny andro sady niaritra ny hafanana.»
Malagasy Bible 1865
Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay, izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hainandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hafanana.
malagasy
Ireo olona farany ireo dia niasa ora iray monja, kanefa nataonao mitovy aminay, izay niaritra ny fahatrotrahana sy ny hainandro.