Matthew 20:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiso ny anao ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena tahaka ny anao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alao ny anao, dia mandehana, fa tiako ny manome an’ilay farany toraka ny anao koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raiso ny anao, dia mandehana; fa ilay nilatsaka farany dia tiako homena toraka ny anao koa.
Malagasy Bible 1865
Raiso ny anao, ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena toraka ny anao koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiso ny anao ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena tahaka ny anao koa.
malagasy
Raiso ny anao, ka mandehana; fa ilay farany dia tiako homena toraka ny anao koa.