Matthew 20:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mahazo manao izay tiako hatao amin’ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao satria tsara aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mahazo manao izay tiako amin’izay fananako va aho, sa ratsy ny masonao satria tsara aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy azoko anaovana izay tiako ve ny fananako? Sa mialona ianao satria mazava fo aho?»
Malagasy Bible 1865
Tsy mahazo manao izay tiako amin'ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao, satria tsara aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mahazo manao izay tiako hatao amin’ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao satria tsara aho?
malagasy
Tsy mahazo manao izay tiako amin'ny ahy va aho? Ratsy va ny masonao, satria tsara aho?