Matthew 20:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia toy izany, ny farany dia ho voalohany ary ny voalohany dia ho farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany; fa maro no antsoina, ary vitsy no voafidy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Dia toy izany, ny farany ho voalohany ary ny voalohany ho farany!
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia toy izany, ny farany dia ho voalohany ary ny voalohany dia ho farany.
malagasy
Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.