Matthew 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy rehefa niakatra ho any Jerosalema dia nitondra ny mpianatra roa amby folo lahy nihataka kely ka niteny taminy teny an-dalana hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nalain’i Jesoa mangingina ny mpianany roa ambin’ny folo, tamin’Izy niakatra ho any Jerosalema ka nilazany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’i Jesoa niakatra ho any Jerosalema dia nalainy nitokana ny mpianatra 12 lahy ka teny am-pandehanana no nilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy, nony niakatra ho any Jerosalema, dia naka mangingina ny mpianatra roa ambin'ny folo lahy ka niteny taminy teny an-dalana hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy rehefa niakatra ho any Jerosalema dia nitondra ny mpianatra roa amby folo lahy nihataka kely ka niteny taminy teny an-dalana hoe:
malagasy
Ary Jesosy, nony niakatra ho any Jerosalema, dia naka mangingina ny mpianatra roa ambin'ny folo lahy ka niteny taminy teny an-dalana hoe: