Matthew 20:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’Olona hatolotra ho amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna, dia hohelohiny ho faty
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Indro fa miakatra ho any Jerosalema isika, ary ny Zanak’olona dia hatolotra amin’ny lohandohan’ny mpisorona mbamin’ny mpanora-dalàna, ary ireo hanameloka Azy ho faty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Indro miakatra ho any Jerosalema isika. Ary ny Zanak’olona dia hatolotra an’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ka hohelohiny ho faty;
Malagasy Bible 1865
Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’Olona* hatolotra ho amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna*, dia hohelohiny ho faty
malagasy
Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy