Matthew 20:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hatolony amin’ny Jentilisa mba hataony ho fihomehezana sy hokapohiny ary hohomboany amin’ny hazofijaliana; nefa amin’ny andro fahatelo dia hatsangana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hanolotra Azy amin’ny Jentily mba hoesoiny, sy hokapohiny, ary hofantsihana amin’ny Hazofijaliana; fa hitsangana indray Izy amin’ny andro fahatelo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ry zareo kosa hanolotra Azy amin’ny hafa firenena mba hoesoiny sy hokapohiny ary hohomboany amin’ny hazofijaliana. Kanefa hitsangana velona Izy amin’ny andro fahatelo.
Malagasy Bible 1865
ka hatolony amin'ny jentilisa mba hataony ho fihomehezana sy hokapohiny sy hohomboany amin'ny hazo fijaliana; ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hatolony amin’ny Jentilisa* mba hataony ho fihomehezana sy hokapohiny ary hohomboany amin’ny hazofijaliana; nefa amin’ny andro fahatelo dia hatsangana.
malagasy
ka hatolony amin'ny jentilisa mba hataony ho fihomehezana sy hokapohiny sy hohomboany amin'ny hazo fijaliana; ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy.