Matthew 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nifanekeny tamin’ny mpiasa fa ho denaria iray isanandro ny karamany dia nasainy nankany amin’ny tanim-boalobony ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nifanaiky tamin’ny mpiasa Izy fa denie iray avy isan’andro ny karamany, dia nasainy nankany amin’ny tanimboalobony izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka rehefa nifanekeny denàry anankiray avy isan’andro ireo mpiasa, dia nirahiny hiasa any an-tanimboalobony.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nifanekeny tamin'ny mpiasa fa ho denaria isan'andro ny karamany, dia nasainy nankany amin'ny tanim-boalobony ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nifanekeny tamin’ny mpiasa fa ho denaria* iray isanandro ny karamany dia nasainy nankany amin’ny tanim-boalobony ireny.
malagasy
Ary rehefa nifanekeny tamin'ny mpiasa fa ho denaria isan'andro ny karamany, dia nasainy nankany amin'ny tanim-boalobony ireny.