Matthew 20:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba ho tahaka izany aminareo; fa izay te ho lehibe aminareo kosa, no aoka ho mpanomponareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba toy izany kosa eo aminareo; fa na iza na iza te ho lehibe eo aminareo dia ho mpanomponareo;
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo;
malagasy
Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo;