Matthew 20:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niala tao Jeriko izy ireo dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo Jerikô Izy dia narahin’ny vahoaka maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony niala tao Jerikao i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha niala tao Jeriko izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niala tao Jeriko izy ireo dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy.
malagasy
Ary raha niala tao Jeriko izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an'i Jesosy.