Matthew 20:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niainga indray izy tamin’ny ora fahatelo dia nahita ny sasany nipetra-potsiny teny an-tsena
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nivoaka izy tamin’ny ora fahatelo, dia nahita mpiasa hafa nidonana-poana teny an-kianja;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga indray izy tamin’ny sivy maraina ka nahita mpiasa hafa nidonana-poana teo an-kianja
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka tamin'ny ora fahatelo izy, dia nahita ny sasany nitoetra foana tany an-tsena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niainga indray izy tamin’ny ora fahatelo dia nahita ny sasany nipetra-potsiny teny an-tsena
malagasy
Ary nivoaka tamin'ny ora fahatelo izy, dia nahita ny sasany nitoetra foana tany an-tsena,