Matthew 20:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak’i Davida ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indreo nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana: nony reny fa nandalo i Jesoa dia niantso mafy izy ireo nanao hoe: «Ry Tompo, Zanak’i Davida ô! mamindrà fo aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indreo nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana. Reny fa hoe i Jesoa no nandalo, ka niantsoantso mafy izy roa lahy nanao hoe: –Ry Tompo, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo aminay!
Malagasy Bible 1865
Ary, indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo, dia niantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak'i Davida ô!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak’i Davida ô!
malagasy
Ary, indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo, dia niantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak'i Davida ô!