Matthew 20:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandrara azy ireo ny vahoaka mba hangina; nefa vao mainka niantsoantso izy hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak’i Davida ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norahonan’ny vahoaka izy ireo mba hangina, fa vao mainka niantso mafimafy kokoa izy nanao hoe: «Ry Tompo, Zanak’i Davida ô! mamindra fo aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norahonan’ny vahoaka izy roa lahy hangina, kanefa vao mainka koa niantsoantso mafy hoe: –Ry Tompo, Zanak’i Davida ô, mamindrà fo aminay!
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka niteny mafy azy mba hangina; fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak'i Davida ô!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandrara azy ireo ny vahoaka mba hangina; nefa vao mainka niantsoantso izy hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak’i Davida ô!
malagasy
Ary ny vahoaka niteny mafy azy mba hangina; fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak'i Davida ô!