Matthew 20:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nijanona dia niantso azy ireo ka niteny taminy hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijanona i Jesoa sady niantso azy ka nanao hoe: «Inona no tianareo hataoko aminareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijanona i Jesoa sady niantso azy roa lahy ka nanao hoe: –Inona no tianareo hataoko aminareo?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nijanona, dia niantso azy ka nanao hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nijanona dia niantso azy ireo ka niteny taminy hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo?
malagasy
Ary Jesosy nijanona, dia niantso azy ka nanao hoe: Inona no tianareo hataoko aminareo?