Matthew 20:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ireo Taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratana ny masonay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tompo ô, ny mba hampahiratanao ny masonay,» hoy ireo taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ireo taminy: –Tompo ô, ny mba hampahiratra ny masonay!
Malagasy Bible 1865
Hoy izy taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratina ny masonay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ireo Taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratana ny masonay.
malagasy
Hoy izy taminy: Tompoko ô, ny mba hampahiratina ny masonay.Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin'izay izy, dia nanaraka an'i Jesosy.