Matthew 20:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Onena azy ireo Jesosy ka nikasika ny masony; ary nahiratra niaraka tamin’izay izy ireo dia nanaraka an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangoraka azy ireo i Jesoa ka nanendry ny masony. Dia nahiratra niaraka tamin’izay izy, ka nanaraka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Onena i Jesoa ary nikasika ny mason’ireto jamba. Dia nahiratra niaraka tamin’izay izy roa lahy, ka lasa nanaraka an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin'izay izy, dia nanaraka an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Onena azy ireo Jesosy ka nikasika ny masony; ary nahiratra niaraka tamin’izay izy ireo dia nanaraka an’i Jesosy.
malagasy
Ary Jesosy dia onena azy ka nanendry ny masony; ary nahiratra niaraka tamin'izay izy, dia nanaraka an'i Jesosy.