Matthew 20:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy izy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin’ny tanim-boaloboka fa izay tokony ho izy no homeko anareo. Dia lasa ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka andeha koa ianareo, hoy izy taminy, mankany amin’ny tanimboaloboko, fa homeko anareo izay antonony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niteny taminy hoe: «Ndeha koa ianareo miasa any an-tanimboaloboko fa homeko izay karama ara-drariny.» Dia nankany ireo.
Malagasy Bible 1865
ka hoy izy taminy: Mandehana koa ianareo hankany amin'ny tanim-boaloboka, fa izay an-keviny marina dia homeko anareo. Ka dia lasa ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy izy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin’ny tanim-boaloboka fa izay tokony ho izy no homeko anareo. Dia lasa ireny.
malagasy
ka hoy izy taminy: Mandehana koa ianareo hankany amin'ny tanim-boaloboka, fa izay an-keviny marina dia homeko anareo. Ka dia lasa ireny.