Matthew 20:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niainga indray izy tamin’ny ora fahenina sy fahasivy ka niteny toy izany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankany ireo. Ary nivoaka indray izy tamin’ny ora fahenina sy fahasivy, ka nanao toraka izany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga koa izy tamin’ny 12 antoandro sy tamin’ny telo tolakandro, ary dia nanao toy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka tamin'ny ora fahenina sy fahasivy indray izy ka nanao toy izany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niainga indray izy tamin’ny ora fahenina sy fahasivy ka niteny toy izany koa.
malagasy
Ary nivoaka tamin'ny ora fahenina sy fahasivy indray izy ka nanao toy izany koa.