Matthew 20:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tokony ho tamin’ny ora fahiraika amby folo dia niainga indray izy ka nahita ny sasany nipetra-potsiny dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no mipetra-potsiny eto mandritra ny andro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary dia nivoaka koa izy tamin’ny ora faharaika ambin’ny folo, ka nahita mpiasa hafa nijanom-poana, dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no midonana-poana eto mandritra ny andro?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga farany izy tamin’ny dimy hariva ka mbola nahita mpiasa hafa nidonana-poana ary nanontany azy hoe: «Nahoana ianareo no midonana-poana eto mandritra ny andro tontolo?»
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tokony ho tamin'ny ora fahiraika ambin'ny folo dia nivoaka izy ka nahita ny sasany mitoetra eo, dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no mitoetra foana eto mandritra ny andro?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tokony ho tamin’ny ora fahiraika amby folo dia niainga indray izy ka nahita ny sasany nipetra-potsiny dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no mipetra-potsiny eto mandritra ny andro?
malagasy
Ary rehefa tokony ho tamin'ny ora fahiraika ambin'ny folo dia nivoaka izy ka nahita ny sasany mitoetra eo, dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no mitoetra foana eto mandritra ny andro?