Matthew 20:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ireo taminy: Satria tsy nisy olona nanakarama anay. Dia hoy Ralehilahy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin’ny tanim-boaloboka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ireo taminy: Satria tsy nisy nanakarama anay. Dia hoy izy taminy: Andeha koa ianareo mankany amin’ny tanimboaloboko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ireo taminy: «Satria tsy nisy nanakarama anay!» Dia hoy ralehilahy taminy: «Ndeha koa ianareo miasa any amin’ny tanimboaloboko.»
Malagasy Bible 1865
Hoy izy taminy: Satria tsy nisy olona nanakarama anay. Dia hoy ralehilahy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin'ny tanim-boaloboka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ireo taminy: Satria tsy nisy olona nanakarama anay. Dia hoy Ralehilahy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin’ny tanim-boaloboka.
malagasy
Hoy izy taminy: Satria tsy nisy olona nanakarama anay. Dia hoy ralehilahy taminy: Mandehana koa ianareo mankany amin'ny tanim-boaloboka.