Matthew 20:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin’ny ora fahiraika amby folo dia samy denaria iray avy no azon’ny tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona izay nilatsaka tamin’ny ora faharaika ambin’ny folo, ka samy nahazo denie iray misesy avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga ireo nilatsaka tamin’ny dimy hariva ka nandray denàry anankiray avy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin'ny ora fahiraika ambin'ny folo, dia nahazo denaria misesy avy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin’ny ora fahiraika amby folo dia samy denaria iray avy no azon’ny tsirairay.
malagasy
Ary rehefa tonga ireo nokaramaina tamin'ny ora fahiraika ambin'ny folo, dia nahazo denaria misesy avy izy.