Matthew 21:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa tafiditra tao Jerosalema Izy dia nihotakotaka ny tanàna manontolo ka niteny hoe: Iza moa izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony efa tonga tao Jerosalema Izy, dia taitra avokoa ny tao an-tanàna ka nanao hoe: «Iza moa izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony efa tafiditra tao Jerosalema i Jesoa, dia nihotakotaka avokoa ny iray tanàna ka nanontany hoe: –Iza moa io lehilahy io?
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa tafiditra tany Jerosalema Izy, dia nihorakoraka ny tanàna rehetra ka nanao hoe: Iza moa izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa tafiditra tao Jerosalema Izy dia nihotakotaka ny tanàna manontolo ka niteny hoe: Iza moa izao?
malagasy
Ary nony efa tafiditra tany Jerosalema Izy, dia nihorakoraka ny tanàna rehetra ka nanao hoe: Iza moa izao?