Matthew 21:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza ny vahoaka hoe: Izao no Jesosy mpaminany izay avy any Nazareta any Galilia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vahoaka nilaza hoe: «Izy no i Jesoa mpaminany, avy any Nazareta any Galilea»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny vahoaka hoe: –Io no Jesoa mpaminany, Izay avy any Nazareta tanànan’i Galilea!
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka nilaza hoe: Izao no Jesosy mpaminany Izay avy any Nazareta any Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza ny vahoaka hoe: Izao no Jesosy mpaminany izay avy any Nazareta any Galilia.
malagasy
Ary ny vahoaka nilaza hoe: Izao no Jesosy mpaminany Izay avy any Nazareta any Galilia.