Matthew 21:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy jamba sy mandringa nanatona Azy tao amin’ny tempoly dia nositraniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy jamba sy mandringa nanatona Azy teo amin’ny Tempoly ka nositraniny izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy jamba sy mandringa nanatona an’i Jesoa tao an-kianjan’ny tempoly ka dia nositraniny.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy jamba sy mandringa nanatona Azy teo an-kianjan'ny tempoly, dia nahasitrana azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy jamba sy mandringa nanatona Azy tao amin’ny tempoly dia nositraniny.
malagasy
Ary nisy jamba sy mandringa nanatona Azy teo an-kianjan'ny tempoly, dia nahasitrana azy Izy.