Matthew 21:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny Taminy hoe: Renao va izay lazain’ireo? Dia hoy Jesosy: Eny; mbola tsy novakinareo mihitsy va fa: «Avy amin’ny vavan’ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana» (Sal 8.2)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia niteny taminy hoe: «Renao va izay lazain’ireo?» «Eny, hoy i Jesoa, moa mbola tsy novakinareo va ny hoe: Avy amin’ny vavan’ny ankizy sy ny zaza minono no hahazoanao dera? »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ry zareo tamin’i Jesoa: –Renao ve izay lazain’ireo? Dia novaliany hoe: –Eny, reko tokoa! Sady tsy mbola novakînareo ve ny andinin’ny Soratra Masina hoe: «Ny vavan’ny ankizy madinika aman-jaza minono avy no nataonao hahazoan-dera »?
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Renao va izay lazain'ireo? Dia hoy Jesosy taminy: Eny; tsy mbola novakinareo va ny teny manao hoe: Avy amin'ny vavan'ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana (Sal. 8. 2)?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny Taminy hoe: Renao va izay lazain’ireo? Dia hoy Jesosy: Eny; mbola tsy novakinareo mihitsy va fa: «Avy amin’ny vavan’ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana» (Sal 8.2)?
malagasy