Matthew 21:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandao azy ireo Izy ka niala tao an-tanàna hankany Betania ary nitoetra tany nandritra ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilaozany teo ireo, ary niala tao an-tanàna Izy ka nankany Betania, dia nandry tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaozan’i Jesoa ry zareo; ary niala tao an-tanàna Izy hankany Betania, ka nandry tany.
Malagasy Bible 1865
Dia nandao azy Izy ka niala tao an-tanàna hankany Betania; ary dia nitoetra tao mandritra ny alina Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandao azy ireo Izy ka niala tao an-tanàna hankany Betania ary nitoetra tany nandritra ny alina.
malagasy
Dia nandao azy Izy ka niala tao an-tanàna hankany Betania; ary dia nitoetra tao mandritra ny alina Izy.