Matthew 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niverina ho any an-tanàna Izy, nony maraina, dia nahatsiaro noana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niverina maraina ho any an-tanàna Izy, dia noana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina maraina ho any an-tanàna i Jesoa ary nahatsiaro noana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niverina maraina hankany an-tanàna Izy, dia noana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niverina ho any an-tanàna Izy, nony maraina, dia nahatsiaro noana.
malagasy
Ary nony niverina maraina hankany an-tanàna Izy, dia noana.