Matthew 21:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, fa avy hatrany dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany miaraka aminy ianareo; vahao izy dia ento etỳ Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nilazany hoe: «Mankanesa amin’itsy vohitra tandrifinareo itsy, ary rehefa mby ao ianareo dia hahita ampondra vavy mifatotra sy ny zanany eo aminy: vahao izy dia ento atỳ amiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mankanesa amin’itsy tanàna manoloana anareo itsy. Vantany vao migadona ao ianareo, dia hahita boriky vavy mifatotra sy ny zanany miaraka aminy: vahao ilay boriky vavy dia ento atỳ amiko ombàn-janany.
Malagasy Bible 1865
Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin'izay dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany eo aminy ianareo; vahao izy, dia ento etỳ amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankanesa amin’iroa vohitra tandrifinareo iroa, fa avy hatrany dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany miaraka aminy ianareo; vahao izy dia ento etỳ Amiko.
malagasy
Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa, ary miaraka amin'izay dia hahita boriky mifatotra sy ny zanany eo aminy ianareo; vahao izy, dia ento etỳ amiko.