Matthew 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony hitan’ny mpianatra izany dia gaga izy ireo ka niteny hoe: Ahoana re no dia nahamaina tampoka io aviavy io?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary gaga ny mpianatra nahita izany ka nanao hoe: «Adre! nahoana re no dia maina vetivety foana teo ity aviavy e?».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Gaga ny mpianatra nahita izany ka vaky vava hoe: –Ahoana re no nahamaina vetivety io aviavy io?
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny mpianatra izany, dia gaga izy ka nanao hoe: Nanao ahoana re no dia nahamaina vetivety io aviavy io?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony hitan’ny mpianatra izany dia gaga izy ireo ka niteny hoe: Ahoana re no dia nahamaina tampoka io aviavy io?
malagasy
Ary nony hitan'ny mpianatra izany, dia gaga izy ka nanao hoe: Nanao ahoana re no dia nahamaina vetivety io aviavy io?