Matthew 21:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na inona na inona no angatahinareo amin’ny fivavahana atao amin’ny finoana dia ho azonareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na inona na inona hangatahinareo amim-pinoana amin’ny fivavahana, dia ho azonareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mino ianareo, na inona na inona hangatahinareo amin’ny fivavahana dia ho azonareo avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary na inona na inona no angatahinareo amin'ny fivavahana atao amin'ny finoana dia ho azonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na inona na inona no angatahinareo amin’ny fivavahana atao amin’ny finoana dia ho azonareo izany.
malagasy
Ary na inona na inona no angatahinareo amin'ny fivavahana atao amin'ny finoana dia ho azonareo.