Matthew 21:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Hanontany anareo zavatra tokana kosa Aho, koa raha voavalinareo izany dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany Aho:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Hanontaniako zavatra iray loha kosa ianareo; ka raha voavalinareo izany dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Izaho koa mba hanontany anareo zavatra anankiray monja; ka raha omenareo valiny Aho, dia holazaiko anareo koa ny fahefana anaovako an’izao zavatra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa hanontany anareo zavatra iray loha, ary raha hovalianareo izany, Izaho kosa dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Hanontany anareo zavatra tokana kosa Aho, koa raha voavalinareo izany dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany Aho:
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa hanontany anareo zavatra iray loha, ary raha hovalianareo izany, Izaho kosa dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany: