Matthew 21:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha lazaintsika kosa hoe: Avy amin’ny olona, dia matahotra ny vahoaka isika satria eken’ny rehetra fa mpaminany i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha ataontsika hoe: Avy tany an-danitra, dia hovaliany hoe: Raha izany, nahoana no tsy nino azy ianareo? Ary raha ataontsika hoe: Avy tamin’ny olona indray, ny vahoaka kosa no atahorantsika; fa ataon’izy rehetra ho mpaminany i Joany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha lazaintsika hoe: «Olombelona no naniraka azy», dia ny vahoaka no atahorantsika satria nankatoavin’izy rehetra ho mpaminani n’Andriamanitra i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, dia matahotra ny vahoaka isika, satria ataon'izy rehetra ho mpaminany Jaona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha lazaintsika kosa hoe: Avy amin’ny olona, dia matahotra ny vahoaka isika satria eken’ny rehetra fa mpaminany i Jaona.
malagasy
Ary raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, dia matahotra ny vahoaka isika, satria ataon'izy rehetra ho mpaminany Jaona.