Matthew 21:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly an’i Jesosy izy ireo hoe: Tsy fantatray. Dia hoy koa Jesosy taminy: Izaho koa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no navaliny an’i Jesoa: «Tsy fantatray» - «Izaho kosa àry, hoy Izy taminy, dia tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia izao no navalin-dry zareo an’i Jesoa: –Tsy hitanay izay holazaina! Ary hoy i Jesoa taminy: –Izaho koa tsy hilaza aminareo ny fahefana anaovako an’izao zavatra izao.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesosy taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly an’i Jesosy izy ireo hoe: Tsy fantatray. Dia hoy koa Jesosy taminy: Izaho koa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao.
malagasy
Dia namaly an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesosy taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany.